Entrée maro
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro
¶ Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka
Explications en anglais  [Hallanger 1973] many
Explications en français  [Hallanger 1974] beaucoup, nombreux
Dérivations 
Synonymes betsaka
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Rajohanesa: Kintana] ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra.
2 [Andriamalala: Ranomasina, page 30] Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanàna manodidina:
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot maro (29)
Adabomaro
Ankilimaro
Maroaboaly
Maroadabo
Maroadabokely
Maroakanga
Maroala
  Maroamalona
Maroambihy
Maroantsetra
Marofandilia
Marofody
Marofotsy
Marogisa
  Marogisy
Maroharatra
Marohazo
Marojao
Marolambo
Marolinta
Maromby
  Maromena
Maromitety
Maromoka
Maropapango
Marovato
Marovoay
Nosimaro
  Tranomaro

Mis à jour le 2021/07/19