Entrée vitsy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna
Mitovy hevitra: ankavitsiana ~ azo isaina ~ azo isaina amin' ny rantsan-tanana ~ kely ~ tsirairay tadiavina ~ tsy firy ~ tsy maro ~ vitsy dia vitsy ~ vitsy kely ~ zara raha misy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais few [Hallanger 1973]
Explications en français peu nombreux, rare [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
vitsy
-bitsy
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Be noho vitsy isika eto [Rapatsalahy: Kintana, page 116]
2dia andro vitsy vitsy foana [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 207]
3Ka olom-bitsy sa vahoaka, tompoko, no manao izany? [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 197]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31