Entrée vitsivitsy (vitsy)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Sasany ihany, tsy dia maro loatra: Olo-mahay vitsivitsy no efa nilaza izany [1.1]
Exemples Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [2.470]

Mis à jour le 2023/01/05