Entrée | 1 betsaka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
14 [1.1] Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan' olona eto ambonin' ny tany ~ Misy voay ve atỳ aminareo? Betsaka azy atỳ avarabaratra atỳ, tompoko |
Explications en anglais |
15 [1.2] much, many, in great quantities, in great numbers. See maro, be. [Mal. Besar.] 16 [1.7] many; much |
Explications en français |
17 [1.8] nombreux; beaucoup |
Exemples |
18 [2.472] betsaka ny olona niditra.
19 [2.472] Misaotra betsaka, hoy i Donga. 20 [2.470] Lehibe noho ny olona ny sary iray, ary betsaka ny faritra boribory mitatao etsy sy roa. 21 [2.48] Dia nisotro toaka betsaka izy rehetra. |
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot betsaka |
Anagrammes | 23 betsaka, tsakabe |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |