Entrée hamaroana (maro)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Toetran' ny zavatra maro; habetsahana: Tsy azoko omena naoty betsaka ianao noho ny hamaroan' ny diso tamin' ny soratononinao

Mis à jour le 2020/07/31