| Entrée | 1 tahiry |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Zavatra sarobidy na vola angonina amin' ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny Fitandremana na fitanana ainin' ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra [1.1] 4 fitsitsiana; ambim-bava [1.13] |
| Explications en anglais |
5 something saved up [1.7] |
| Explications en français |
6 ce qu'on économise, thésaurise [1.8] 7 économie; épargne, stock; mémoire [1.13] |
| Exemples |
8 Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony.
[2.470]
9 Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly" [2.471] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 17 14 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 18 Economie: finances, gestion |
| Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 20 ahitry, 21 tahiry |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|