Entrée renirano
Partie du discours nom
Définition malgache Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina [Rajemisa 1985]
 rano mandeha amin'ny faritra iray [SLP 1986]
Définition française cours d'eau [SLP 1986]
Vocabulaire 
Analogues  ony ~ rivières, fleuves
Exemples 
1Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [Andraina: Mitaraina, page 243]
2Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy. [Rajohanesa: Kintana]
Citations 
Illustrations 

2013/06/09