|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ony |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Renirano mivarina any an-dranomasina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a river.
5See renirano. 6[mal. 7Sungai. 8For omission of s see ompa, etc.]. [1.2] 9a river. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10rivière.
[1.8, 1.13] 11fleuve. [1.8] |
| Ohatra |
12 Teo amoron' ony ianao, no nofisiko namintana;
[2.1022#]
13 misy adaladala isika koa manao rano maina ony. [2.298#72] 14 Mandoro biriky eny amoron' ny ony koa izy ireo. [2.445#117] |
| Voambolana | 15 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 16 renirano |
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
19 reniRAno, Ony |
| Lahatsoratra | 20Randzavola: ony ao amin' ny Baiboly |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 21 ony |
| Sokajin-teny | 22 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny anglisy |
23See onotra.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 24 ino, 25 nio, 26 ony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|