Entrée | tsikovoka | ||
Partie du discours | nom | ||
Définition malgache | Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra hoditra mafy, fa ny tongony aoriana no entiny mivoy rano [Rajemisa 1985] | ||
Vocabulaire | Zoologie: invertébrés | ||
Mots composés, titres, noms |
| ||
Analogues | fangorinana | ||
Exemples | dia ny toho, ny trondro, ny patsa, ny orana, ny tsikovoka, ny foza, ny sifotra, ny ondrindrano, ny sikidindrano, ny valala. [Callet: Tantara, page 69] | ||
Citations | Proverbes contenant le mot tsikovoka | ||
2014/07/20 |
![]() |