|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fangorinana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaran' ny bibikely izay miofo ho tsikovoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Rel. s. from mangorina (horina).] The larva of a species of dragon-fly. It is eaten by the natives. [1.2]
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  6  tsikovoka

Teny iditra (2/2)7  fangorinana
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 moulin à cannes. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  fangorinana, 10 faningorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12