Entrée mifahy (fahy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihamatavy mihavondraka, matavy: omby mifahy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais To be fattened, confined [Richardson 1885]
Explications en français s'engraisser, être gras, être enfermé, être aux arrêts [Abinal 1888]
Morphologie 
mifahy
nifahy
hifahy
mifahaza
Mots composés, titres, noms 
Exemples Eo ny dia an-tongotra, ny fiainana mifahy sahala amin' ny gadra, ny fikarakarana sakafo amin' ny toerana sy fomba tsy manavanana. [Andraina: Mitaraina, page 86]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31