Entrée (1/2) | 1 fahy |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 fampihibohana, tsifamelana hivoaka na hikarenjy [1.10] 9 Fanatavezana ny biby ompiana: Tsy nataonao tsara fahy itỳ omby itỳ ka mahia. [1.1] |
Explications en anglais |
10 root of voafahy, afahy, mifahy, mamahy. [1.2] |
Exemples |
11 fahy ombin' Imboarina ka ny trafony ihany no miedinedina [2.558] 12 Inty ny vola farantsa hamidy nareo hena, ka ataovy tsara fahy tsara [2.48] |
Entrée (2/2) | 13 fahy |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 akondro iray reny, salohy [Taimoro]
[1.78] |
Anagrammes | 16 fahy, hafy |
Mis à jour le 2020/07/31 |