|
|
|
|

Teny iditra1  voafahy
Fototeny  2 fahy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 fattened, as cattle; confined, surrounded, as a besieged town. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Engraissé, parqué, renfermé [1.3]
Ohatra  6  Ny mpikarama eo aminy kosa, hoatra ny zanak'omby voafahy. [2.996]

Fivaditsoratra  7 fahivao, voafahy, 8 voahafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12