|
|
|
|

Teny iditra1  miketraka
Fototeny  2 ketraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mihenjana, migedragedra: Aza atao miketraka ny kofehy
5 Mitsotsotra, mihalefaka: Raha tsy natory aho, tsy niketraka ny hozatro
6 Mihakamo: Asa fa niketraka tamin' ny fianarana ny zanakao tato ho ato
7 Kivy, rera-po: Aza mora miketraka fa lehilahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be loose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 être détendu; se décourager [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 maketrika, 16 miketraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17