Entrée farihy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tany lemaka lehibe feno rano mihandrona tsy mivoaka: Farihin' Alaotra. (Misy karazany telo ny rano mihandrona amin' ny tany lemaka toy izany arakaraka ny halehibeny, ka ny farihy no lehibe indrindra, dia ny kamory, ary ny dobo no kely indrindra, ka itỳ farany mety ho vita-Nanahary na arin-tanan' olombelona)
Explications en anglais  [Richardson 1885] a pool, a pond, a lake. Larger than kamory
Explications en français  [Abinal 1888, SLP 1986] lac
  [Abinal 1888] étang
Vocabulaire 
Analogues  dobo ~ kamory
Exemples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 36] Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo.
2 [Callet: Tantara, page 632] nony nanaovana farihy kely, dia nisy eran-tánan-droa;
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot farihy (5)
Amparihikely
  Amparihilava
  Amparihimaina
  Amparihimanga
  Amparihimena
 

Mis à jour le 2020/07/31