| Entrée | 1 marary | 
| Radical | 2 rary | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony Mijaly: Marary ny foko Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   ill [1.7] | 
| Explications en français | 6   malade [1.8] | 
| Exemples | 7   Ireo no mitsabo ny marary na maratra
[2.472] 8 Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao [2.470] 9 marary anie aho ka marary / marary ato an-kilako ato [2.131#214] 10 Narary izy (Il était malade) [1.20] 11 Mody narary ka nampiantso mpisikidy [1.508] 12 mety halemy be ilay olona ary harary [2.424#131] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 16 20 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 17 Santé | 
| Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 19 marary, 20 marira, 21 mirara | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |