|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  harary
Fototeny  2 rary
Sokajin-teny  3  endritenin' ny hoe marary
Ohatra  4  harary izy (Il sera malade) [1.20]
5  Mety harary izy aty aoriana [2.424#279]

Teny iditra (2/2) 6  harary
Fototeny  7 rary
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Fanaintainana, fangirifiriana: Tsy tantiko ny hararin' ny nifiko [1.1#414]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26