|
|
|
|

Teny iditra1  siny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny ~ Rano intelon' ny siny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 cruche pour aller chercher de l'eau à la fontaine [1.3]
Ohatra  5  Raha fitia tsy eran'ny kibo
ka rano tsy mahafeno siny
very sasaka am-pitondrana
[2.131]
6  Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09