Entrée mitondra (tondra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mamindra toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena ka ny tanana no anaovana izany, na atao eo ambony loba, na eo an-tsoroka: Iza no hitondra ity entana ity ianareo roa lahy?
¶ Mitarika: Omby mitondra sarety ~ Mahay mitondra fikambanana Ramatoa io
¶ Manatitra: Ikoto no nitondra ilay taratasy tany aminy
¶ Mampiely, mampahita, mahatonga: Tohony hotadiavina izay nitondra io aretina io teto amin' ny fokontany
¶ Manao tsara na ratsy amin' olona: Mitondra tsara ny mpiasany izy
Mitovy hevitra: mamingivingy ~ manainga ~ manao an-tonery ~ manao an-tsampy ~ manao an-tsangory ~ manasaboady ~ manentana ~ manindao ~ manongaka ~ miantsoroka ~ mibaby ~ mibata ~ mibeta ~ mikenakena ~ milanja ~ miloloha ~ milonjehitra ~ milonjo ~ misakelika ~ misakobona ~ mitaona ~ mitatitra ~ mitraoka ~ mitrotro ~ mitsintsina ~ mivatsy ~ mivesatra ~ mivimbina ~ mivingitra ~ mivongaingika ~ mivongaingy ~ mivongika
Mitovy hevitra: miaritra ~ mihafy ~ mizaka
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to carry; to take away
Explications en français  [Hallanger 1974] porter; enlever; conduire; gouverner
Morphologie 
mitondra
nitondra
hitondra
mitondrà
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée mitondrà (tondra)
Partie du discours impératif du verbe actif mitondra [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985]
Explications en français  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31