Entrée miantsoroka (soroka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandray ho adidy, miandraikitra: I Bevan no niantsoroka ny fampianarana ny ankizy teto voalohany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miantsoroka
niantsoroka
hiantsoroka
miantsoroha
Exemples 
1Ny tontolo ankehitriny dia manaiky an' izao fahasahiana sy fanandramana rehetra izao, rehefa mety ho olona dia samy miantsoroka raharaha manokana avokoa. [Wresinski: Mahantra]
2Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Mis à jour le 2020/07/31