|
|
|
|

Teny iditra1  misakelika
Fototeny  2 sakelika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitondra (zavatra) ao ambany helika: irỳ zazalahy misakelika boky irỳ ve zanakao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to carry under the arm. [1.2]
6 to carry under the arm; to escort a woman who holds one's arm [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 porter sous l'aisselle; escorter une femme en donnant le bras [1.8]
Ohatra  8  Mody misakelika entan-kely izy manao izany, moa va tsy tahiry sarobidy tokoa ka atahorany ho voadona na sakain' ny mpangarom-paosy. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02