Entrée mizaka (zaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitondra, mitandrina, miadidy toy ny tompony: Mahay mizaka ny fananany izy
¶ Mandefitra, miaritra: Nizaka ny fampijaliana sy ny eso nandritra ny fiainany izy
¶ Miantoka, mikarakara: Iza no mizaka ireto zaza kamboty ireto
¶ Manana: Mizaka ny zo malagasy io vahiny io [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to be master of; to be able to dispose of according to one's desires [Hallanger 1973]
Traduction française pouvoir en disposer selon sa volonté [Hallanger 1974]
Morphologie 
mizaka
nizaka
hizaka
mizakà
Mots composés, titres, noms 

Entrée mizaka (zaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tambahoaka] milaza, miteny [Rakotosaona 1975]
  [Taisaka, Tanosy] miteny [Rakotosaona 1975]
  [Provincial] Milaza, miteny [Rajemisa 1985]

Entrée mizakà (zaka)
Partie du discours impératif du verbe actif mizaka [liste complète]
Traduction française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31