|
|
|
|

Entrée (1/3)1  zaka
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io
Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy
Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mafy loatra
Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany?
Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany [1.1]
Explications en anglais  4  can be borne, can be endured [1.7]
Explications en français  5  supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter [1.8]
Exemples  6  Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643#92]
7  dia hataoko hiany izay zakan' ny aiko [2.59#225]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  27  8 combinaisons de ce mot
Proverbes  28  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3)29  zaka
Partie du discours  30  nom
Explications en malgache  31  teny [Tambahoaka, Taisaka] [1.78]
32  resaka [Tanosy] [1.78]
33  teny, resaka, tafa. [1.1]
Exemples  34  Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643]
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  39  Ambatondrazaka

Entrée (3/3)40  zaka
Partie du discours  41  nom
Explications en malgache  42  fitondrana fanjakana [Taisaka] [1.78]
43  Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary [1.1]
Exemples  44  Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643]
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Tous les mots composés  48  3 combinaisons de ce mot

Anagrammes  49 kaza, 50 zaka

Mis à jour le 2025/10/08