| Entrée (1/3) | 1 fanjakana | 
| Radical | 2 zaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. [1.2] 6 government; the administration [1.7] | 
| Explications en français | 7   le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu [1.3#866] 8 gouvernement; l'administration; règne, royaume [1.8] 9 état [1.13] | 
| Exemples | 10   Ho anao ny tany sy ny fanjakana.
[2.508] 11 Nifarana teo ny fanjakana Malagasy. [2.113] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 14 16 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 15 Politique | 
| Entrée (2/3) | 16 fanjakana | 
| Radical | 17 jaka | 
| Partie du discours | 18 nom | 
| Explications en malgache | 19   Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana [1.1] | 
| Explications en français | 20   l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes [1.3#290] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 23 4 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 24 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (3/3) | 25 Fanjakana | 
| Mots élémentaires | 26 fanjakana | 
| Partie du discours | 27 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Vocabulaire | 28 Géographie: agglomérations | 
| Anagrammes | 29 fanjakana, Fanjakana, 30 fanjanaka | 
| Mis à jour le 2025/10/14 |   |