Entrée jaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Nofon-kenan' ny omby novonoina tamin' ny andro fandroana ka nifanateran' ny mpianakavy ho famantarana sy fahatsiarovam-pihavanana
¶ Vola natao solon' izany
¶ Fanomezana
  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] haja omena ny ray aman-dreny, fanomezana isam-pety
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée jaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tanala] teny, fiteny

Mis à jour le 2020/07/31