Raha ny laza sy ny halehiben' ny anjakana dia lehibe sy nalaza ny an-dRamarovolana;[Rasamuel: Manjakadoria]
2
Tsy ny tenantsika ihany no mpanompon' ny Vazaha fa hatramin' ny fanahintsika sy izay tiantsika avy koa no azony anjakana![Andriamalala: Ranomasina, page 67]