|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anjakao
Fototeny  2 jaka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anjakana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#290]

Teny iditra (2/2)4  anjakao
Fototeny  5 zaka
Sokajin-teny  6  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anjakana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#866]
Ohatra  7  anjakao ihany ny fanjakanao, ry Ingarabelahy [2.69#33]
8  ary anjakao ny hazan-drano ao amin' ny ranomasina, ny voro-manidina mbamin' ny biby rehetra mihetsiketsika ambonin' ny tany. [2.996#01.001.028]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12