|
|
|
|

Entrée1  anjaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fehinkibo fanaon'ny lehilahy rehefa ho any an-tsaha [1.78]
4  Fonjan-javatra lavalava: Anja-barahina [1.1]
5  Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra [1.1]
Explications en anglais  6  A bar or block of any metal; solid rings; a thong or strap of leather. [1.2#52]
Dérivés 
7  Verbes actif :
8  Verbes passif :
9  Verbes relatif :
Article  10  Randzavola: anjaka ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  11  akanja, anjaka, jakana

Mis à jour le 2023/01/08