| Entrée | 1 resaka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola Teny ifanaovana momba ny zavatra anankiray voafaritra tsara: Resaka momba ny ady tany Vietnam no nandanian' izy ireo andro tao Teny ifamalian' ny mpifankatia momba izao sy izao: Saika tsy tapaka ny resakay raha tsy nanomboka naneno ny akoho [1.1] |
| Explications en anglais |
4 conversation, talk [1.7] |
| Explications en français |
5 conversation; entretien [1.3, 1.8] 6 causerie [1.3] 7 cri, hurlement [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Exemples |
8 Tsy ho lava resaka aho.
[2.528]
9 Velona eo indray ny resaka. [2.470] 10 Aza tapahin’ ialahy ny resakay (Ne coupe pas notre conversation) [1.3] 11 Dia lasa ilay olon-kendry, ka nody nampandry sofina nihaino ny resaka nataon' ilay vorondolo roa [2.293] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 26 23 combinaisons de ce mot |
| Analogues | 27 tafa, dinika, koràna, taria, karajia, tafasiry, dinidinika, tapatapakahitra, resaka mahabe loa-bary |
| Proverbes | 28 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 29 kasera, 30 resaka, 31 sakare, 32 sarake |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|