|
|
|
|

Entrée1  dinidinika
Partie du discours  2  nom
Radical  3  dinika
Dérivés 
Verbes actifs :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha
Explications en français  10  [1.3] examen minutieux, affaire sur laquelle on consulte
Exemples  11  [2.245] dinidinika ambany tafo ihany.
12  [2.270] Izany hoe, henoy tsara, fa dinidinika no aposako izao.
13  [2.508] Tato aoriana dia nandefa iraka tany Faradofay izy nanatitra dinidinika tamin'ny Frantsay tany.
14  [2.470] Mitohy teny ampandehanana mody ka hatreny an-trano ny dinidinika nifanaovana tao am-piangonana.
Analogues  15  tapatapak' ahitra.
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot dinidinika

Mis à jour le 2025/08/10