|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; madinidinika
Fototeny  2 dinidinika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Ohatra  4  Ary ny haratsiana madinidinika ataony. [2.59#140]
5  Ny sasany aminy dia somary madinidinika sady mainty kokoa. [2.508#111]
Kamban-teny rehetra  6 veloma madinidinika: masina fantimpantenana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 8 ; madinidinika
Sokajin-teny  9  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 [Tanosy] tsikelikely [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28