Entrée dinika
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahakelezana, faharotsadrotsahana [1.1]
Explications en anglais Anything small, minute detail [1.2]
Explications en français Petitesse, ténuité [1.3]
Dérivés 
 

Entrée dinika
Partie du discours nom
Explications en malgache Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha: Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany
Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany: Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany [1.1]
Explications en anglais Conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail [1.2]
 Careful examination [1.7]
Explications en français Examen, consultation [1.8]
Exemples 
1Ary vao izay no tohizina ny dinika. [2.245]
2Faràno eto ity dinika voalohany ity. [2.296]
Vocabulaire 
Dérivés 

Entrée dinika (dika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Voadika, nodikaina: Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao [1.1]
Explications en français Franchi, transgressé, traduit, transcrit [1.3]
Morphologie 
Présent : dinika, diniko, dinikao, dininy, dinitsika, dinikay, dinikareo, dinik', dini-, diniky
Passé : nodinika, nodiniko, nodinikao, nodininy, nodinitsika, nodinikay, nodinikareo, nodinik', nodini-, nodiniky
Futur : hodinika, hodiniko, hodinikao, hodininy, hodinitsika, hodinikay, hodinikareo, hodinik', hodini-, hodiniky
Synonymes voadika ~ malinika

Entrée dinika
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha [1.1]
Explications en anglais Chewing the cud [1.7]
Explications en français Rumination [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/23