|
|
|
|

Teny iditra1  voadinika
Fototeny  2 dinika
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 examined into, talked over, admonished, told minutely [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 ruminé, examiné [1.3]
Ohatra  6  Ao aloha ireo efa tafavoaka ny faritr' i Matitanana na mbola ao kanefa efa voadinika sy vita microfilms. [2.508]
7  Ny maso tsy foy hiala eny amin'ny fitaratra, ka voadinika avokoa na fihetsiky'ny molotra na fiantefan'ny maso. [1.223]
Haiendriteny 
8  Ny lasa :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  voadinika, 10 vodikaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02