Entrée fandinika (dinika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina mandinika, mihevitra, fiheverana: Araka ny fandiniky ny manam-pahaizana... [1.1]
Exemples 
1Hita fa misy zavatra vitsivitsy fandinika mihitsy momba azy. [2.285]
2vitsy ny olona tokony ho afa-mandini-javatra no tsy mivonon-kandinika loatra, na diso fandinika koa. [2.643]

Mis à jour le 2024/01/13