|
|
|
|

Entrée1  fandinihana (dinika)
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Philosophie
Explications en malgache  4  Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako itỳ soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io
5  Fiheveran-javatra: Efa ela izay fandinihanao itỳ raharaha itỳ izay kanefa tsy mbola vita foana
6  Famakafakana: Nahaloa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina [1.1]
Explications en français  7  étude, observation [1.13]
Exemples  8  Toa mitovitovy mantsy ny asany ka mila fandinihana akaiky. [2.606]
9  Foto-kevitra iray no nasehon' ny fandinihana hendry vitan' ny isam-paritany. [2.643]
Titres 

Mis à jour le 2023/09/10