|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andinihana |
| Fototeny | 2 dinika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Ohatra |
4 Vao mainka zendana ihany rahateo koa izy ireo, indrindra Rasoa antoky ny fikarakarana, fa toa mihatsara Rainitoandro, raha ny resaka ataony sy ny fahamiramiranany no andinihana izany.
[2.470#]
5 Ao anatin'izany fiovana tsy miato eo amin'ny tontolo ankapobeny izany no tsy maintsy andinihana ny fanabeazana, ka anarahana ny fivoarany manaraka ny fandrosoan' ny fotoana sy ny fiarahamonina. [2.606#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10 |
|