|
|
|
|

Teny iditra1  korana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [koraña] 3 resaka, korankorana, resadresaka [Sihanaka] [1.78]
4 Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro
5 Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 pleasant conversation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 causerie joyeuse [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22 korana tsy mavao
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 ankora, korana, 25 Nakora, 26 Okrana, 27 ranoka, 28 rokàna, 29 ronaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17