Entrée zakaina (zaka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Leferina: Zakao ny zava-tsarotra fa hisy valiny ihany izany
¶ Entina, fehezina, didiana: Niala ilay mpampianatra fa tsy hainy zakaina, hono, ireo mpianatra maditra ireo
¶ Karakaraina, iantohana: Nozakain' ny fokonolona daholo ny sekoly tao amin' ny fokontany [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to be endured [Hallanger 1973]
Explications en français qu'on supporte [Hallanger 1974]
Morphologie 
zakaina
zakaiko
zakainao
zakainy
zakaintsika
zakainay
zakainareo
zakain'
zakain-
zakaim-
zakai-
nozakaina
nozakaiko
nozakainao
nozakainy
nozakaintsika
nozakainay
nozakainareo
nozakain'
nozakain-
nozakaim-
nozakai-
hozakaina
hozakaiko
hozakainao
hozakainy
hozakaintsika
hozakainay
hozakainareo
hozakain'
hozakain-
hozakaim-
hozakai-
zakao

Mis à jour le 2020/07/31