Entrée (1/2) | 1 mpanjaka (zaka) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 Olona voahosotra na atsangana ho mpitondra ny fanjakana, izay sady mitondra no manapaka ary mandidy, ka fahefana ifandovana no ananany izany [1.1] |
Explications en anglais | 4 the sovereign [1.2] |
Explications en français | 5 roi, reine, souverain [1.3] |
Exemples |
6 Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [2.293] 7 Rahefa maty, hono, ny mpanjaka taloha, tsy mba natao hoe "maty" fa "miamboho", ary rahefa nalevina, tsy mba natao hoe "nalevina" fa "nafenina". [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mpanjaka |
Article |
13 Randzavola: mpanjaka ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 14 Mpanjaka |
Partie du discours | 15 nom propre (biblique) |
Vocabulaire |
16 Ecritures Saintes |
Explications en anglais | 17 two of the books of the Bible: 1 Kings, 2 Kings [2.996] |
Explications en français | 18 deux des livres de la Bible: 1 Rois, 2 Rois [2.996] |
Tableaux et planches |
19 Liste complète |
Article |
20 Randzavola: Bokin' ny Mpanjaka ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2023/01/20 |