Entrée mitaona (taona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mitondra (zavatra) avy amin' ny toerana anankiray mankamin' ny toerana hala: Mitaona fasika no raharahan' io lehilahy io
¶ Mitarika hanao: Izy ihany no nitaona ahy hivarotra
  [SLP 1986] mitatitra zavatra
Explications en français  [SLP 1986] transporter
Morphologie 
mitaona
nitaona
hitaona
mitaoma
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31