|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mivimbina |
| Fototeny | 2 vimbina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitondra zavatra amin' ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina kitapo no nahitako azy izay
5 Miaro, mitahy: Hivimbina anao amin' ny dianao anie ny Tompo Avo indrindra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to carry in the hand;
7 to protect [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 porter à la main; protéger
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 mivimbìna |
| Fototeny | 14 vimbina |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivimbina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mivimbìna, mivimbina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|