|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  milanja
Fototeny  2 lanja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mïtondra ambony soroka, miantsoroka, mitondra amin' ny filanjana [1.1]
5 mitondra sigan'entana [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6 to carry a weight on the shoulder. Compare takona [1.2]
7 to carry on the shoulder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 porter sur les épaules [1.8]
Ohatra  9  Izy roa lahy mpitari-dalana dia tratra aoriana ka tsy naharaka ny dian' ny milanja; [2.649#]
10  Na amatory zavatra milanja 5 hatramin'ny 10 kilao ilay sandry (atombohy amin'ny 5 kg. [2.424#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17  milanjà
Fototeny  18 lanja
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milanja [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  milanjà, milanja

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21