|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  takona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Voasakan-javatra ka tsy hita: Takon' ireo hazo ireo ny tranonay
4 Miafina amin' ny...: Takona ahy ny tarehiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 hidden, not seen [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 caché, dérobé à la vue, secret: Takon’ ny tamboho izy ka tsy hita (Il est caché par la muraille et on ne le voit pas) ~ Takona azy ny tanàna (Le village lui est caché) ~ Takona antsika ny zavatra ho avy (L'avenir nous est caché) [1.3#653]
7 caché, qu'on ne voit pas [1.8]
Ohatra  8  ka hianao ho takona, ary izaho tsy ho hita! [2.69#]
9  Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona. [2.332#]
10  Hoby moa izany no nataon'izy rehetra, raha mbola tsy takona akory izahay. [2.588#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 14 amin' io teny io
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)29  takona
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 Fiaraha-mibata zava-mavesatra; firaisana hina hanao zava-dehibe sarotra iray; fiarahana mibata na mikarakara faty iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  32 a provincial name for a palanquin. See lanja, tondra, entina [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  33 action de porter à plusieurs un lourd paquet, un mort qu’on va ensevelir [1.3#654]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  47 antoka, 48 kantao, 49 katona, 50 kotana, takona, 51 tanako, 52 tokana, 53 tonaka, tonàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08