Entrée |
manakona
(takona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manarona, mandrakotra: Misy rahona manakona ny masoandro Manakana tsy hahita: Mihataha kely fa manakona ahy ianao Manakana tsy ho hita, tsy ho tratran' ny hazavana: Tapaho io hazo io fa manakona ny tranonay [1.1]
|
Explications en anglais | To conceal, to cover [1.2, 1.7]
|
| To hide; to shadow, to stand in the light of one. [1.2]
|
Explications en français | Cacher, couvrir [1.3, 1.8]
|
| Faire ombre en arrêtant la lumière [1.3]
|
Exemples |
1 | nefa raha velarina, manakona ny lanitra;
[2.69]
|
2 | Misy olona telo manakona ahy ao an-tampon' Ileolaza.
[1.406]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manakona |
Passé : |
nanakona |
Futur : |
hanakona |
Impératif : |
manakòna |
|
|
Entrée |
manakòna
(takona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manakona
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|