Entrée (1/2) | 1 mifanakona (takona) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache | 3 Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra zava-mavesatra iray; mifanampy [1.1] |
Explications en anglais | 4 used in the sense of Mifamonjy. See vonjy [1.2] |
Exemples |
5 Ary rehefa hitany fa dia tena tsy zakany samy irery tokoa, vao lasa izy miantso namana, ka mahafatifaty ery ny mijery ireto izy mifanakona milanja ilay entam-be. [2.445#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 10 mifanakòna (takona) |
Partie du discours | 11 impératif du verbe actif mifanakona |
Explications en malgache | 12 [1.1] |
Explications en français | 13 [1.3] |
Tableaux et planches |
14 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 15 mifanakona, mifanakòna, mifanakona, mifanakòna |
Mis à jour le 2023/06/03 |