|
|
|
|

Entrée1  lanja
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io?
9  Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona! [1.1]
Explications en anglais  10  weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying] [1.2]
11  weight [1.7]
Explications en français  12  poids, pesanteur [1.8]
13  importance; masse, dose [1.13]
Exemples  14  Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana; [2.285]
15  Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato. [2.114]
16  mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany. [2.606]
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot lanja

Mis à jour le 2023/05/19