|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandanja |
| Fototeny | 2 lanja |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mijery ny havesatry ny zavatra iray amin' ny alalan' ny mizana: Mandanja hena
5 Mandinika, mihevitra izay mety ho vokany: Tokony handanja ny teny lazainao ianao 6 Manombantombana, maminavina izay ho vidiny: Mahay mandanja izay ho vidin' ny omby Rakoto 7 Mampitovy lanja: Tsy mahay mandanja ny vola miditra sy mivoaka ianao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to weigh in scales or on a weighing machine
[1.2] 9 to weigh; to consider, to ponder [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 peser; réfléchir, considérer
[1.8] |
| Ohatra |
11 Ka mety mandanja ny sainy tokoa;
[1.437#]
12 Diso isika raha tsy mandanja sy manavakavaka. [2.296#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17 fahaizana mandanja |
| Teny iditra (2/2) | 18 mandanjà |
| Fototeny | 19 lanja |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandanja [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | mandanja, mandanjà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|