|
|
|
|

Entrée tondra
Partie du discours nom
Explications en malgache Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena [1.1]
Explications en anglais Root of mitondra, itondrana [1.2]
Explications en français Action de porter, de conduire [1.3, 1.5]
 Action de diriger [1.3]
Exemples 
1Nefa samy ny tondra ny tafiny izy mianaka, fa tsy niaraka nandeha tsy akory [2.59]
2Dia lasa nankeny Antaninarenina izahay mianakavy, sady hamangy ny lehibe ny tondra ny tafiky ny Farantsay [2.59]
Dérivés 

Entrée tondra- (tondraka)
Partie du discours forme morphologique de tondraka
Exemples 
1Ny maty no resy, fa ny velona manao tondra-dro [2.69]
2dia ho amin' izay tany tondra-dronono sy tantely [2.996]
3Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]

Mis à jour le 2023/08/16