Entrée (1/2) | 1 tondraka |
Partie du discours | 2 participe |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
24 [1.1] Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena a) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona. |
Explications en anglais |
25 [1.7] swollen by floodwater, overflowing |
Explications en français |
26 [1.3, 1.8] qui déborde 27 [1.3] qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera) figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance 28 [1.8] en crue |
Exemples |
29 [2.587#] voasakan' ny rano tondraka ka tsy afa-manoatra.
30 [2.69#47] ary noho izany dia handriaka ny ranonorana anio, ka ho tondraka ny rano. |
Entrée (2/2) | 31 tondraka |
Partie du discours | 32 nom |
Explications en français |
33 [1.196] (de la racine tondraka : ce qu'on répand). Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes. [Betsileo]
|
Vocabulaire | 34 Botanique |
Anagrammes | 35 atondrak, tandroka, tondraka |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |