|
|
|
|

Teny iditra1  tondrahana
Fototeny  2 tondraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy ny voninkazontsika, anaka
5 Enti-milaza izay rehetra rarahana rano na ranon-javatra: Notondrahany divay ny trondro dia nohaniny tamim-pankasitrahana erý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be watered, to be moistened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on arrose, qu'on humecte [1.8]
Ohatra  8  tondrahana tsindraindray izy raha sendra tsy misy orana. [2.117#]
9  Tsy maintsy sasana koa isan-kerinandro ary tondrahana ranompanafody. [2.332#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14 vary amin-dronono tondrahan-tantely
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 tandrohana, tondrahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17